Entry midradradradra (dradradradra)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mikiakiaka, miantsoantso: Adala ve ianao no midradradradra foana toy izao
¶ Mitomany mafy, migogogogo, minaonaona: Nidradradradra nampalahelo tzy tamin' ny nandrenesany ny nahafatesan-dreniny [Rajemisa 1985]
English definition to cry out, to weep, to bemoan, to vociferate. [Richardson 1885]
 to weep aloud, to cry aloud [Hallanger 1973]
French definition pousser des cris de douleur [Hallanger 1974]
Morphology 
midradradradra
nidradradradra
hidradradradra
midradradradrà
Examples Indreo ny ankizy madinika mitakoko amin'ny ray aman-dreniny mitomany sy midradradradra. [Rajohanesa: Kintana]

Entry midradradradrà (dradradradra)
Part of speech imperative of active verb midradradradra [full list]
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
French definition  [Abinal 1888]

2012/07/30