Entry | 1 midonana-poana |
Part of speech | 2 locution |
Examples |
3 Tsy misy mahazo midonana-poana, hoy izy isaky ny mamory olona mikabary. [2.472] 4 Iraho izy hiasa, mba tsy hipetraka midonana-poana; [2.996] |
Elementary words | 5 midonanaka, foana |
Updated on 2023/12/14 |