Entry midonaka (donaka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mivoaka setroka: Midonaka izany afo izany [1.1]
Explanations in English To give off smoke [1.7]
Explanations in French Donner de la fumée [1.8]
Examples 
1Tsy fantatra intsony lehiroa izay midonaka, na ny kafe hosotroina, na ny afon-drafotsy mpivarotra. [2.470]
2Tsy fantany fa ny garan' Ankodahoto io, izay nisy nandoro tamin' ny alina, ka mbola nitohy nidonaka foana. [2.472]
Morphology 
Present : midonaka
Past : nidonaka
Future : hidonaka
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2022/09/12