|
|
|
|

Entry1  midokadoka
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mirobona maitso sy milenodenoka fatratra: Midokadoka ery izany anana amoron' ny dobo eto izany
Explanations in French  4  [1.3] pousser luxurieusement
Examples  5  [2.59] nahafinaritra io tany io , ary ny rotra maniry be dia be, ary midokadoka tsara, ka an-tsisin'ny rano mandeha no anirieny.
Root  6  dokadoka

Anagrams  7  midokadoka, mikodakoda

Updated on 2025/01/21