Entry midoboka (doboka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Midafoka mafy ka mirohana sy migoboka: Andeha isika fa midoboka ny amponga ~ Nisy nanipy vato tao amin' ny farihy ka nidoboka ny rano
Mipaika: Nidoboka ny foko teo am.piandrasana ilay vaovao
Mitovy hevitra: mitepotepo ~ mitotototo ~ mitotovary
Misamonomonona: Midoboka ny roina misy rano [1.1]
Explanations in English To thump; to sound like a drum [1.7]
Explanations in French Donner un son de tambour; produire des sons sourds ou mats [1.8]
Examples 
1Ny ranomasina midoboka moramora. [2.499]
2Inona ary izany : Mivelatra ilay malemy, ka midoboka Raotozafy? [2.69]
3Farany, iry erý ny tranon-dry Dada ! Midobodoboky ny hafaliana ny am-bavafo. [2.356]
4Dia ho izay henonay midoboka izay tokoa ve ny vatan-tsambo midona amin' ny vato? [2.471]
Vocabulary 
Morphology 
Present : midoboka
Past : nidoboka
Future : hidoboka
Synonyms midobodoboka

Entry midoboka (doboka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mitoetra, mipetraka, mijanona elaela amin' ny toerana iray: Nidoboka tany an.tsena tany ry zareo [1.1]

Anagrams 

Updated on 2023/02/12