|
|
|
|

Entry1  midi-kizo
Elementary words  2 miditra, 3 kizo
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 mitsofoka amin' ny toe-draharaha mety hanahirana ny tena [1.1]
Examples  6  ary tazano fa ireo miavona manao tsy hivavaka amin' Andriananahary ireo indrindra no midikizo amin' irony finoanoam-poana maizina sy mahatsikaiky irony. [2.296#]
Synonyms  7 midi-bingo

Updated on 2025/09/12