|
|
|
|

Entry1  midi-kizo
Elementary words  2  miditra, kizo
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  mitsofoka amin' ny toe-draharaha mety hanahirana ny tena [1.1]
Examples  5  ary tazano fa ireo miavona manao tsy hivavaka amin' Andriananahary ireo indrindra no midikizo amin' irony finoanoam-poana maizina sy mahatsikaiky irony. [2.296#]

Updated on 2023/05/31