Entry mideboka (deboka)
Part of speech active verb
Malagasy definition Enti-milaza rano mamoaka feo fa voakapoky ny tanana: Tsy re akory ny fideboky ny rano tamin' izy nilomano [Rajemisa 1985]
English definition to be splashed, to resound, as water splashed [Richardson 1885]
French definition Retentir, résonner [Abinal 1888]
Morphology 
mideboka
nideboka
hideboka

Updated on 2013/09/09