Entry midaondaona (daondaona)
Part of speech active verb
Malagasy definition Manao teny tsy voahevitra entina hanehoana avonavona: Loza izany raha avonavon' olona, midaondaom-bava izaitsizy izy [Rajemisa 1985]
French definition Parler insolemment, avoir le verbe haut, résonner [Abinal 1888]
Morphology 
midaondaona
nidaondaona
hidaondaona

Updated on 2013/09/08