Entry midaondaona (daondaona)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manao teny tsy voahevitra entina hanehoana avonavona: Loza izany raha avonavon' olona, midaondaom-bava izaitsizy izy [1.1]
Explanations in French Parler insolemment, avoir le verbe haut, résonner [1.3]
Morphology 
Present : midaondaona
Past : nidaondaona
Future : hidaondaona
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/01/05