Entry | midababaka (dababaka) | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in Malagasy | Feno morona, tondraka, tsy anerany, mihoa-pefy: Tsy tsara raha midababaka ny rano amin' ny ketsa Be loatra: Midababaka loatra ny rano nataonao [1.1] | |
Explanations in French | Déborder [1.3] | |
Updated on 2023/01/05 |