Entry mibolidy (bolidy)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mitsoaka mandositra
¶ Mandehandeha atsy sy ary tsy miera: Lasa nibolidy any ho any indray izay ilay kely iny
¶ Mitsoaka fanompoana, mandositra adidy: Voasazy mafy izay tratra nibolidy fahizay [Rajemisa 1985]
Morphology 
mibolidy
nibolidy
hibolidy
mibolidia

Updated on 2010/05/14