Entry mibolidy (bolidy)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mitsoaka mandositra
Mandehandeha atsy sy ary tsy miera: Lasa nibolidy any ho any indray izay ilay kely iny
Mitsoaka fanompoana, mandositra adidy: Voasazy mafy izay tratra nibolidy fahizay [1.1]
Morphology 
Present : mibolidy
Past : nibolidy
Future : hibolidy
Imperative : mibolidia
Compound words 

Updated on 2023/01/20