Entry mibohy (bohy)
Part of speech active verb
English definition  [Provincial] to carry on the shoulder [Richardson 1885]

Entry mibohy (bohy)
Part of speech active verb
Malagasy definition Manosika ny hafa hihataka mba hahazoana toerana bebe kokoa: Mikisaha, Rangahy ity, fa aza mibohy eo a!
¶ Mampiseho hery amim-pireharehana: Tovolahy loza raha hibohy, tsy misy ohatra an' ilay iny!
¶ Mitana midongy zavatr' olona amin-ditra: Nibohy ny satrojanako io ankizy to [Rajemisa 1985]
English definition to be stubborn, obstinate, or unyielding; to swell, to swagger; to assume an air of importance, to give one's self to airs. [Richardson 1885]
Morphology 
mibohy
nibohy
hibohy
mibohiza

2012/07/26