Entry mibinaka (binaka)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mivonto: Loza fa indray alina ihany dia nibinaka ilay tongotr' Isambilo nokekerim-biby [Rajemisa 1985]
Morphology 
mibinaka
nibinaka
hibinaka

Updated on 2020/07/31