Entry mibetroka (betroka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mibontsina
¶ Manao endrika vinitra sady toy ny hamono: Nibetroka ny mpampianatra dia nitomany i Solo kely
¶ Enti-milaza tarehy na fiteny feno halozana toa vonon-kamely: Tarehy mibetroka no hitako raha vao niditra ka tsy sahy nangata-dalana indray aho, [Rajemisa 1985]
Explanations in English to be puffed up, to be inflated, to be swollen; fig. shameful, blameworthy, mistaken. [Richardson 1885]
Morphology 
mibetroka
nibetroka
hibetroka
mibetroha

Updated on 2020/07/31