| Entry (1/2) | 1 mibebaka |
| Root | 2 bebaka |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Miaiky ny hadisoana natao
5 Mifona, mangata-pamelana: Mibebaka aminao aho 6 Miova ho tsara miova ho kristianina: Nibebaka talohan' ny naha fatesany ilay Rangahy tsy nino an' Andriamanitra tery avaratra tery [1.1] |
| Explanations in English |
7 to repent
[1.2, 1.7] 8 to solicit forgiveness, to confess guilt, to be contrite. [1.2] 9 to ask forgiveness [1.7] |
| Explanations in French |
10 demander pardon
[1.3, 1.8] 11 Avouer sa faute, se convertir [1.3] 12 se repentir [1.8] |
| Examples |
13 Ny fieritreretany, izay mbola velombelona ihany, raha tsy entiny mibebaka.
[1.38]
|
| Morphology |
|
| Entry (2/2) | 18 mibebaka |
| Root | 19 bebaka |
| Part of speech | 20 active verb |
| Explanations in English |
21 to be flattened, to be shallow, to be sunk in; to be dejected about one's self
[Provincial]
[1.2] |
| Morphology |
|
| Updated on 2025/11/17 |
|