Entry mibata (bata)
Part of speech active verb
Malagasy definition Manainga zavatra amin' ny tanana [Rajemisa 1985]
English definition to lift, to raise, to carry. [Richardson 1885]
Morphology 
mibata
nibata
hibata
mibatà
Synonyms mambata
Examples Nony nampidinina ny vata, i Donga, i Tondra, i Voavy, no nanampy ahy nibata azy. [Andraina: Mitaraina, page 256]

Entry mibatà (bata)
Part of speech imperative of active verb mibata [full list]
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
French definition  [Abinal 1888]

2012/07/25