Entry |
mibarera
(barera)
|
Part of speech | active verb
|
Malagasy definition | Mandeha miadana, mitari-damba: Rakoto ilay hitako nibarera anikeheo izay ¶ Miroraka, milatsaka toy ny elatra na ny lamba tsy zakan' ny tompony: Mibarera ny elatr' ity vorona ity ¶ Kivy, ketra-tsaina, manana endrika marikivy [Rajemisa 1985]
|
English translation | to be unable to fly high any longer, as a tired bird; to wear loose and flowing garmets dragging on the ground; to be loose, as the sides of a tent not properly stretched. See rebareba,
refarefa
[Richardson 1885]
|
Morphology |
mibarera
| |
nibarera
| |
hibarera
| |
|
|
Entry |
mibarera
(barera)
|
Part of speech | active verb
|
Malagasy definition | [Tanosy]
mirenireny [Rakotosaona 1975]
|
English translation | [Provincial]
to go about freely, to be at liberty, to be unrestrained, as the air, birds, savages, etc. [Richardson 1885]
|
Morphology |
|
|