Entry mibarara (barara)
Part of speech active verb
Malagasy definition Miaiky ho diso rehefa avy nopotsirina ny ratsy na ny lainga, na naharihary ny marina: Natahotra Rabe ka nibarara teo anoloan' ny mpamototra [Rajemisa 1985]
Morphology 
mibarara
nibarara
hibarara

Updated on 2020/07/31