Entry mibaboka (baboka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Miaiky, mitsotra, milaza avy hatrany fa resy na diso; mivalo amin' ny olona nanaovana hadisoana: Nibaboka tamin' ny rainy ilay zaza mpandany ka noraisin-drainy tamim-pitiavana [Rajemisa 1985]
Explanations in English to lie prostrate, to fall prostrate [Richardson 1885]
 to fall prostrate, to submit oneself; to make a full confession [Hallanger 1973]
Explanations in French Être prosterné, demander pardon [Abinal 1888]
 se prosterner, se soumettre; avouer tout [Hallanger 1974]
Morphology 
mibaboka
nibaboka
hibaboka
mibaboha
Examples 
1Rahonana amin'izay izy, dia mibaboka sy manaiky lembenana. [Rahajarizafy: Kabary, page 116]
2Ny sasany efa lasalasa ihany, ny sasany mbola mikaviavia, fa izaho aloha, dia mibaboka fa tsy mora ity raharaha ity. [Randriamamonjy: Ombalahibemaso, page 82]
Quotes 

Updated on 2020/07/31