Entry miatrika (atrika)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Mitodika mankamin' ny... mipetraka na mijoro eo anatrehan' ny,,. (Azo lazaina ho mitovy amin' ny "manatrika" ihany izy, fa ny "miatrika" manisika hevitra fahavononana sy fandraisana anjara fa ny "manatrika" kosa, fanatrehana fotsiny: Miatrika fanadinana ~ Manatrika lanonana) [Rajemisa 1985]
English definition   to face, as antagonists; to meet face to face; to answer, as a defendant; to meet, to stand to. [Richardson 1885]
Examples   Miady ny tany, ka tsy maintsy miatrika izany ny tena. [Andraina: Mitaraina, page 204]
Morphology  
miatrika
niatrika
hiatrika
miatreha

Updated on 2012/07/19