Entry | miatrana (atrana) | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in Malagasy | Vonona tsara hanao zavatra ka manatraka ny loha [1.1] | |
Explanations in English | Cocked, ready. [1.2] | |
Examples | na tia tanindrazana niady azo sambo-belona, dia nandrasana tafondro marovava misy mpamahana miatrana andro aman' alina.
[2.472] | |
Anagrams | maiñatra, manaitra, manitara, matriaña, mianatra, miatrana, mitaraña |
Updated on 2023/01/20 |