Entry miarina (arina)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mijoro na mipetraka tsara tsy mihilana na mirona: Aoka izao fa efa miarina tsara izao ny andry
¶ Miala amin' ny fahalavoana, mitombina: Tsy mbolo afa-miarina ihany ilay omby lavo an-havia aninaraina
¶ Mifoha ka miala avy ao am-pandriana: Efa miarina izy ao nefa mbola tsy mandray olona
¶ Misondrotra, afaka amin' ny fahavoazana: Tsy anerany loatra ny fahavoazany taondasa ka gaga daholo ny olona nahita azy niarina sahady [Rajemisa 1985]
English definition to sit up, to rise up as one in bed, to be erect. [Richardson 1885]
 to sit up; to be erect [Hallanger 1973]
French definition se mettre sur son séant; être d'aplomb [Hallanger 1974]
Examples 
1antoandrotoandro ihany vao miarina ny maraina ary manara-po amin' ny torimasobe mahakamokamo, nony avy misakafo. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 99]
2miarina amy ny adijady, mifandratra amy ny alakaosy. [Callet: Tantara, page 28]
Morphology 
miarina
niarina
hiarina
miarena
Compound words, titles, names 
Quotes 

2012/07/19