Entry miapoka (apoka)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mianjera mitsotra sy miampatra: Niapoka teny an-dalambe izy noho ny harerahany be loatra [Rajemisa 1985]
English definition to fall prostrate, to fall at full length, to be prostrate. [Richardson 1885]
Morphology 
miapoka
niapoka
hiapoka
miapoha
Quotes 

2012/07/19