Entry miantsavily (antsavily (savily))
Part of speech active verb
Malagasy definition Mikirazorazo: Mbola hahita loza ihany ireto tovolahy miantsavily amin' ny varavaran' ny fiarambahoaka [Rajemisa 1985]
Morphology 
miantsavily
niantsavily
hiantsavily
miantsavilia

2013/04/15