Entry miantsampy (antsampy (sampy))
Part of speech active verb
Malagasy definition Mitsambikina amin' ny...: Niantsampy teny amin' ny tompony ilay alika
¶ Mianika, mananika: Niantsampy teny amin' ny lamosin-dreniny ny zaza [Rajemisa 1985]
English definition to spring upon, to leap upon. [Richardson 1885]
Morphology 
miantsampy
niantsampy
hiantsampy
miantsampaza, miantsampia
Quotes 

2013/04/15