Entry | 1 miantrano |
Root | 2 trano |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Miditra ao an-trano Mangata-bady: Amin' ny Asabotsy no hiantrano any amin-dry Saholy ny zanakolahy |
Explanations in French |
5 [1.3#740] entrer dans la maison de quelqu'un |
Examples |
6 Rehefa miantrano ao aminao, na ray aman-dreny fotsy volo, na zaza terak' omaly, dia samy tsy maintsy miditra eo ambany fanapahanao. [2.285#] |
Morphology |
|
Anagrams | 11 manonitra, miantrano, namoritan, nanirotam, nanoritam, noranitam, notaranim |
Updated on 2023/01/20 |