Entry miantoraka (antoraka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Miantsampy mova tsy ny hianjera eny amin' ny hafa: Vao tonga izy dia niantoraka teny amin' ny reniny [1.1]
Explanations in English To throw stones, spears, etc. [1.2]
Morphology 
Present : miantoraka
Past : niantoraka
Future : hiantoraka
Imperative : miantoraha

Anagrams 

Updated on 2023/01/20