Entry mianjady (anjady)
Part of speech active verb
Malagasy definition manaram-po sy miala liana amin' ny sakafo
¶ Mamely mafy: Tsy tambo isaina ny fahortana mianjady amin' ny olombelona [Rajemisa 1985]
English definition to befall, to happen to someone [Hallanger 1973]
French definition tomber sur, arriver à (se dit des malheurs) [Hallanger 1974]
Examples Fahoriana sy fahantrana hatrany no tsy mitsaha-mianjady amintsika; [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 145]
Morphology 
mianjady
nianjady
hianjady
mianjadia

2013/04/12