Entry miangona (angona)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mivory amin' ny toerana iray: Niangona tao an-tokotanibe ny fokonolona
¶ Mihandrona, mikambana: Miangona eto amin' ity lempona ity ny rano
¶ Mivavaka any am-piangonana: Lasa niangona i dada sy i neny [Rajemisa 1985]
English translation to assemble, to congregate [Richardson 1885]
French translation se réunir, s'assembler [Abinal 1888]
Morphology 
miangona
niangona
hiangona
miangòna

Entry mianna (angona)
Part of speech imperative of active verb miangona [full list]

Updated on 2020/07/31