|
|
|
|

Entry1  miangiangy
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Manao valavala ratsy ka tsy menatra akory eo imasom-bahoaka: Miangiangy aoka izany amin' ny sakaizany io tovolahy io
Explanations in English  4  [1.2] to be proud, to be arrogant, to be too bold and too self-confident.
5  [1.2] [Provincial] to be of a nature loving neatness, etiquette, outside appearances; to be affected in everything
Examples  6  [2.996] Izany no hihatra aminy dia noho ny avonavony, satria naneso sy niangiangy tamin'ny vahoakan'ny Tompon'ny tafika.
Root  7  angiangy
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Analogs  12  tsy mahalala menatra, sahy loatra, tsy vaky aty, tsy vaky afero, tsy vaky atatra, tsy valahara

Updated on 2024/12/11