Entry miandry vava latsaka
Elementary words miandry ; vava ; latsaka
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Manararaotra izay fiteny diso sendra latsaka; miandry fiteny kely horiritina; miandry ny hitenenan' ny olona anankiray teny iray mba hanararaotana hamelezana azy na hanapahana ny fihavanana aminy [1.1]
Synonyms miandry kendry tohina

Updated on 2023/04/16