|
|
|
|

Entry1  miandry raharaha
Elementary words  2  miandry, raharaha
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] enti-milaza ireo irakiraka taloha mijanona eo akaikin' ny rova ka antsoin' ny manamboninahitra rehefa misy hilana azy

Updated on 2023/05/26