Entry miandranandrana (andranandrana)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mihetsika na mandeha tsy mijery ambany: Miandranandrana ery i Sahondra rehefa mandeha
¶ Miseho ho kanto na lehibe noho ny hafa: Niandranandrana Rabenarivo nony nandre ny teny nataon' ny mpikabary nandokadoka azy [Rajemisa 1985]
Explanations in English to be haughty, to be arrogant, disdainful, or lofty; to be bold and confident (in a good sense). [Richardson 1885]
Morphology 
miandranandrana
niandranandrana
hiandranandrana
miandranandrĂ na
Examples Tsy tohako izay miandranandrana sy miavonavona am-po. [Baiboly: 23:101:005/Salamo 101:5..]

Entry miandranandrĂ na (andranandrana)
Part of speech imperative of active verb miandranandrana [full list]
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985]
Explanations in French  [Abinal 1888]

Updated on 2020/07/31