|
|
|
|

Entry1  miandalandalana
Root  2  andalandalana
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mandroso tsikelikely: Efa mihatsara miandalandalana ny manavy [1.1]
Examples  5  miandalandalana ny tazo (La fièvre diminue petit à petit) [1.3#38]
6  Tany am-pony kosa, ilay ratra tsy fidiny no nandò miandalandalana ny fifaliany! [2.499]
7  Ary ny manatona azy sy ny mivavaka aminy sy ny manatitra zavatra aminy izay asainy atao dia tonga fanaon' ny olona miandalandalana, dia tonga fanaon' ny olon-drehetra. [2.296]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :

Updated on 2023/01/20