Entry miandalandalana (andalandalana (andalana))
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mandroso tsikelikely: Efa mihatsara miandalandalana ny manavy [1.1]
Examples 
1Miandalandalana ny tazo (La fièvre diminue petit à petit) [1.3]
2Tany am-pony kosa, ilay ratra tsy fidiny no nandò miandalandalana ny fifaliany! [2.499]
3Ary ny manatona azy sy ny mivavaka aminy sy ny manatitra zavatra aminy izay asainy atao dia tonga fanaon' ny olona miandalandalana, dia tonga fanaon' ny olon-drehetra. [2.296]
Morphology 
Present : miandalandalana
Past : niandalandalana
Future : hiandalandalana
Imperative : miandalandena

Updated on 2023/01/20