Entry mianakavy (anaka)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny olona rehetra ao anatin' ny fianakaviana [1.1]
Explanations in French Ceux qui composent la famille, la parenté [1.3]
 Toute la famille: Isika mianakavy (To [...] [full text in 1.5]
Examples 
1Nifampiala tsiny teo izahay mianakavy. [2.4]
2Tazaniny eny ilay ombivavy tokana azy mianakavy. [2.470]
3Tonga tao Itoamasina Rev. D. Johns mianakavy sy Mr. Baker mianakavy. [2.649]
Vocabulary 
Synonyms mpianakavy
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20