Entry miambatra (ambatra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Miakanakana raha miteny, miraiki-dela tsy mahatohy izay tenenina avy hatrany
Mitovy hevitra: adala vava ~ miakakà ~ miakanakana ~ miambakambaka ~ miambakavaka ~ mibadabada ~ mivakavaka [1.1]
Explanations in English To be tongue-tied, to speak inarticulately, as in a severe illness. The provincial word is tamba-lela [1.2]
Explanations in French Avoir la langue paralysée, parler d'une manière inarticulée
Se dit aussi des tumeurs collées ensemble, comme des piqûres, des éruptions [1.3]
Examples Niarahaba azy aho, ka akory ny hagagako, fa teny ambaniandro tsy misy miambatra na kely aza no namaliany ahy. [2.499]
Morphology 
Present : miambatra
Past : niambatra
Future : hiambatra

Anagrams 

Updated on 2023/01/20