Entry miala aina (ala, aina)
Part of speech expression
Malagasy definition eo amin' ny fotoana ahafatesana [Rajemisa 1985]
English definition to die, to expire, to cease to breathe. [Richardson 1885]
 to die [Hallanger 1973]
French definition mourir [Hallanger 1974]
Examples Efa miala aina izy, nefa mbola nahateny ihany [Rajohanesa: Kintana]

2013/09/19