Entry | 1 miala vonkina |
Elementary words | 2 miala, vonkina |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] mamono, na tezitra ka miteny mafy sy manaram-po izaitsizy amin' izany |
Explanations in French |
5 [1.3#857] se donner du mouvement, détendre les nerfs agir de toutes ses forces, décharger sa colère sur quelqu'un |
Examples |
6 Avy niady mivady angamba, dia aty amiko no hiala vonkina! [2.528#90] |
Updated on 2023/10/17 |