| Entry | 1 miakanja |
| Part of speech | 2 active verb |
| Explanations in Malagasy |
3 [Betsileo] manao andrimaso: Manao torin'amboa miakanja olon-kaman-kena io fa tsa mierotsa (Manao torimason'alika [manao andrimaso] olon-koman-kena fa tsy matory miesona akory)
[1.78] |
| Anagrams | 4 makajany, 5 manjaika, miakanja, 6 mianjaka |
| Updated on 2026/02/04 |
|