Entry miaiky (aiky)
Part of speech active verb
Malagasy definition Loa-bolana ny amin' voatery hino: Miaiky ny fahaizan' Andriamanitra aho rehefa mandinika ny habakabaka sy ny biby faran' izay madinika indrindra
¶ Mitsotra, mibaboka: Niaiky ny hadisoany ihany izy tamin' ny farany [Rajemisa 1985]
English definition to confess, as sins or faults, to acknowledge. [Richardson 1885]
 to give in, to confess [Hallanger 1973]
French definition se rendre, avouer, confesser [Hallanger 1974]
Morphology 
miaiky
niaiky
hiaiky
miaike
Compound words, titles, names 

2010/05/14