Entry miahotra (ahotra)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mijanona tampoka eo am-pandehanana na eo am-panaovan-javatra: Niahotra aho raha nahare ny feon' i dada tao an' efitra [Rajemisa 1985]
English definition to pause, to come to a stand, to halt. [Richardson 1885]
Morphology 
miahotra
niahotra
hiahotra
miahora

2010/05/06