Entry | 1 miahiahy |
Root | 2 ahiahy |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mitorotoroka olona ao an-tsaina ho nahavita ratsy: Tsy niahiahy anao velively aho saingy nisy porofo hitako ka voatery hitory anao aho [1.1] |
Explanations in English |
5 to be distrustful, to be suspicious. [1.2] 6 to worry, to be suspicious [1.7] |
Explanations in French |
7 avoir de l'inquiétude, des soupçons [1.8] |
Examples |
8 Misy ny miahiahy fa angamba Ingahy Ravelo ihany no nandefa taratasy tsy misy sonia tany amin-dRagova. [2.472] |
Vocabulary |
9 Emotions |
Morphology |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word miahiahy |
Anagrams | 14 miahiahy, mihaihay |
Updated on 2023/04/08 |