Entry |
miahanahana
(ahanahana (ahana))
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mijanonjanona, miatoato raha mandeha na miteny, tsy mahatohy izay saika holazaina: Miahanahanabe ihany izy rehefa miteny
[1.1]
|
Explanations in English | To hesitate [1.2, 1.7]
|
| To waver, to fluctuate, to be perplexed. [1.2]
|
| To doubt [1.7]
|
Explanations in French | S’arrêter souvent, faire des pauses en parlant, en marchant, hésiter: Miahanahana be ihany izy raha miteny (Il s'arrête souvent en parlant) [1.3]
|
| Hésiter, être dans le doute [1.8]
|
Morphology |
Present : |
miahanahana |
Past : |
niahanahana |
Future : |
hiahanahana |
|
|