Entry miafatrafatra (afatrafatra (afatra))
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy mitomany mikiakiaka iniaraka amin' ny fihetsika miankapokapoka [Rajemisa 1985]
Explanations in English  [Provincial] to vociferate, to utter piercing cries [Richardson 1885]
Explanations in French vociférer, se démener [Abinal 1888]
Morphology 
miafatrafatra
niafatrafatra
hiafatrafatra
miafatrafara
Examples Nitomany niafatrafatra Isambilo kely fa tsy nentin' ny reniny tany an-tsena [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31