Entry miafatrafatra (afatrafatra (afatra))
Part of speech active verb
Malagasy definition mitomany mikiakiaka iniaraka amin' ny fihetsika miankapokapoka [Rajemisa 1985]
English definition  [Provincial] to vociferate, to utter piercing cries [Richardson 1885]
French definition vociférer, se démener [Abinal 1888]
Examples Nitomany niafatrafatra Isambilo kely fa tsy nentin' ny reniny tany an-tsena [Rajemisa 1985]
Morphology 
miafatrafatra
niafatrafatra
hiafatrafatra
miafatrafara

2015/10/26