Entry |
miadala
(adala)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Tsy mahay mitondra tena, mitondra tena toy ny adala, manao fanahin'adala, tsy mahay mipetraka: Raha miadala eo ianao, entiko any amin' ny fanjakana Tia loatra, matimaty: Niadalam-bola ny nao ka tratra tamin'ny farany [1.1]
|
Explanations in English | To be simple, unwise, or silly. [1.2]
|
Explanations in French | Tenir trop à, être passionné pour: Miadalam-bola izy (Il tient trop à l'argent) [1.3]
|
Morphology |
Present : |
miadala |
Past : |
niadala |
Future : |
hiadala |
Imperative : |
miadalà |
|
Analogs |
miadaladala |
|
Entry |
miadalà
(adala)
|
Part of speech | imperative of active verb miadala
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|