Entry miabily (abily)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Tsy manaja tena, miandevo fanahy, mivarina: Zanak'olo-mihaja io ianao ka dia miabily toy izao?
Mifanahin 'adala, mifanahimbiby, lany henatra
Mamoti-tena, izany hoe mivady tsy heny, mangaro fady
Mitovy hevitra: mamorery tena ~ mandrorom-bintana ~ maniva tena ~ mavoin-tena ~ miala-bara-tena ~ miandevo fanahy ~ mikororosy fahana ~ mivarina ~ tsy manome voninahi-tena ~ tsy misaingy hajan-tena [1.1]
Explanations in English To be in a base condition. Almost obsolete. [1.2]
Morphology 
Present : miabily
Past : niabily
Future : hiabily
Imperative : miabilia

Updated on 2023/01/20